2 Thessalonians 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no andefasan’Andriamanitra fiasan’ny fahadisoan-kevitra aminy ka inoany ny lainga
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hany ka anirahan’Andriamanitra fitaka mahadiso hevitra izy ireo, hinoany ny lainga,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa dia ny fahadisoan-kevitra no nalefan’Andriamanitra hiasa mahery tao aminy mba hinoan’ireo ny lainga;
Malagasy Bible 1865
Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no andefasan’Andriamanitra fiasan’ny fahadisoan-kevitra aminy ka inoany ny lainga
malagasy
Koa izany no ampanateran'Andriamanitra fiàsan'ny fahadisoan-kevitra aminy hinoany ny lainga,