2 Thessalonians 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady ho amin’izany koa no niantsoany anareo tamin’ny Filazantsara torinay mba hahazoanareo ny voninahitr’i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny Evanjelinay no niantsoany anareo ho amin’izany, mba hahazoanareo ny voninahitr’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no niantsoan’Andriamanitra anareo, tamin’ny alalan’ny Vaovao Mahafaly notorînay, mba hahazoanareo miombom-boninahitra amin’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
sady ho amin'izany koa no niantsoany anareo tamin'ny filazantsaranay hahazoanareo ny voninahitr'i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady ho amin’izany koa no niantsoany anareo tamin’ny Filazantsara torinay mba hahazoanareo ny voninahitr’i Jesosy Kristy* Tompontsika.
malagasy
sady ho amin'izany koa no niantsoany anareo tamin'ny filazantsaranay hahazoanareo ny voninahitr'i Jesosy Kristy Tompontsika.