2 Thessalonians 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tomoera tsara, ry rahalahy, dia hazòny ny fampianarana natolotra izay nampianarina anareo, na tamin’ny teninay na tamin’ny epistilinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tomoera tsara, ry kristianina havana; ary tano ny fampianarana noraisinareo, na ny tamin’ny teny am-bava, na ny tamin’ny taratasinay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mamahara tsara, ry havana, ary tano ny fampianarana natolotray anareo am-bava na an-taratasy.
Malagasy Bible 1865
Koa tomoera tsara, ry rahalahy, ka hazòny ny fampianarana natolotra izay nampianarina anareo, na tamin'ny teninay, na tamin'ny epistilinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tomoera tsara, ry rahalahy, dia hazòny ny fampianarana natolotra izay nampianarina anareo, na tamin’ny teninay na tamin’ny epistilinay.
malagasy
Koa tomoera tsara, ry rahalahy, ka hazòny ny fampianarana natolotra izay nampianarina anareo, na tamin'ny teninay, na tamin'ny epistilinay.