2 Thessalonians 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy Kristy Tompontsika sy Andriamanitra Raintsika izay efa tia antsika ka nanome antsika fampiononana mandrakizay sy fanantenana tsara amin’ny fahasoavana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Enga anie i Jesoa Kristy Tompontsika, sy Andriamanitra Raintsika, izay efa tia antsika, ka nanome antsika fanalana alahelo mandrakizay, sy fanantenana tsara amin’ny fahasoavana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie i Jesoa Kristy Tompontsika sy ilay Andriamanitra Raintsika Izay efa tia antsika ka nanome antsika fampiononana mandrakizay sy fanantenana tsara tamin’ny alalan’ny fahasoavany
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy Kristy Tompontsika sy Andriamanitra Raintsika, Izay efa tia antsika ka nanome antsika fampiononana mandrakizay sy fanantenana tsara amin'ny fahasoavana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy Kristy Tompontsika sy Andriamanitra Raintsika izay efa tia antsika ka nanome antsika fampiononana mandrakizay sy fanantenana tsara amin’ny fahasoavana,
malagasy
Ary Jesosy Kristy Tompontsika sy Andriamanitra Raintsika, Izay efa tia antsika ka nanome antsika fampiononana mandrakizay sy fanantenana tsara amin'ny fahasoavana,no hampionona ny fonareo anie sy hampahery anareo amin'ny asa sy ny teny tsara rehetra.