2 Thessalonians 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy anie no hampionona ny fonareo sy hampahery anareo amin’ny asa sy ny teny tsara rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no hanafaka alahelo ny fonareo sy hankahery anareo amin’ny asa tsara aman-teny soa rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hampionona ny fonareo ary hampahery anareo hanao izay tsara rehetra na amin’ny asa na amin’ny teny.
Malagasy Bible 1865
no hampionona ny fonareo anie sy hampahery anareo amin'ny asa sy ny teny tsara rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy anie no hampionona ny fonareo sy hampahery anareo amin’ny asa sy ny teny tsara rehetra.
malagasy
no hampionona ny fonareo anie sy hampahery anareo amin'ny asa sy ny teny tsara rehetra.