2 Thessalonians 2:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mety hofitahin’olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana ka hiseho ilay lehilahin’ny ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mety hofitahin’olona velively, fa tsy maintsy hitranga aloha ny fivadiham-be, sy hiseho ny olom-pahotana, dia ilay zanaky ny fahaverezana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mety hofitahin’olona mihitsy ianareo; satria tsy ho tonga izany andro izany raha tsy efa mitranga ny fikomiana farany amin’Andriamanitra ary aseho ilay mpanao ratsy, ilay mirona amin’ny fahaverezana.
Malagasy Bible 1865
Aza mety hofitahin'olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin'ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mety hofitahin’olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana ka hiseho ilay lehilahin’ny ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,
malagasy
Aza mety hofitahin'olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin'ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana,