2 Thessalonians 2:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka mipetraka eo amin’ny tempolin’Andriamanitra ary milaza ny tenany ho Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay mitsangan-ko fahavalo sy manandra-tena ho ambonin’izay rehetra atao hoe Andriamanitra na ivavahana, ary sahy mipetraka ao amin’ny Tempolin’Andriamanitra sy maneho ny tenany ho Andriamanitra aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hijoroan’ilay mpanao ratsy ho fahavalo sady hotoheriny avokoa izay rehetra ataon’ny olona ho andriamanitra na izay rehetra toloran’ny olona fanompoam-pivavahana; hidirany sy hipetrahany hatramin’ny tempolin’Andriamanitra aza, ka ny tenany no hanora-tena ho Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin'ny tempolin'Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka mipetraka eo amin’ny tempolin’Andriamanitra ary milaza ny tenany ho Andriamanitra.
malagasy
ilay manohitra ka manandra-tena ho ambony noho izay rehetra atao hoe Andriamanitra, na izay ivavahana, ka dia mipetraka eo amin'ny tempolin'Andriamanitra izy ka manao ny tenany ho Andriamanitra.