2 Thessalonians 2:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy tsaroanareo va fa fony mbola teo aminareo ihany aho dia efa nilaza izany zavatra izany taminareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy tsaroanareo va fa zavatra efa voalazako taminareo izany, fony aho mbola tany aminareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tadidinareo ve fa voalazako anareo izany fony aho mbola tatỳ aminareo?
Malagasy Bible 1865
Tsy tsaroanareo va fa fony mbola teo aminareo ihany aho, dia efa nilaza izany zavatra izany taminareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy tsaroanareo va fa fony mbola teo aminareo ihany aho dia efa nilaza izany zavatra izany taminareo?
malagasy
Tsy tsaroanareo va fa fony mbola teo aminareo ihany aho, dia efa nilaza izany zavatra izany taminareo?