2 Thessalonians 2:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny dia fantatrareo ny zavatra misakana azy mba tsy hisehoany raha tsy amin’ny fotoanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, fantatrareo ny zava-misakana azy tsy hiseho amin’ny fotoan’androny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrareo izao ny zava-misakana ilay mpanao ratsy, mba tsy hisehoany raha tsy amin’ny fotoanandrony.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny fantatrareo ny zavatra misakana, mba hampisehoana azy amin'ny fotoan'androny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny dia fantatrareo ny zavatra misakana azy mba tsy hisehoany raha tsy amin’ny fotoanany.
malagasy
Ary ankehitriny fantatrareo ny zavatra misakana, mba hampisehoana azy amin'ny fotoan'androny.