2 Thessalonians 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa miasa sahady ny zavamiafina dia ny tsy fankatoavan-dalàna, kanefa mandra-panaisotra ilay misakana ankehitriny fotsiny ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa miasa sahady ny hevi-miafim-paharatsiana izao, saingy ilay misakana no mbola ao mandra-pihàrany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, efa miasa tokoa ny hery miafin’ny fanaovan-dratsy; saingy tsy hitranga ilay mpanao ratsy raha mbola eo ihany ilay olona misakana azy.
Malagasy Bible 1865
Fa miasa sahady ny zava-miafina, dia ny tsi-fankatoavan-dalàna. kanefa mandra-panaisotra ilay misakana ankehitriny ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa miasa sahady ny zavamiafina dia ny tsy fankatoavan-dalàna, kanefa mandra-panaisotra ilay misakana ankehitriny fotsiny ihany.
malagasy
Fa miasa sahady ny zava-miafina, dia ny tsi-fankatoavan-dalàna. kanefa mandra-panaisotra ilay misakana ankehitriny ihany. [ Na: kanefa ao ihany ilay misakana mandra-panaisotra azy]