2 Thessalonians 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fiavin’ilay mpanao ratsy dia araka ny fiasan’i Satana amin’ny hery sy ny famantarana ary ny fahagagana mandainga rehetra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny fisehoan’ilay ratsy, noho ny asan’i Satana dia homban’ny hery sy famantarana amam-pahagagana sandoka rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ombàn’ny herin’i Satàna no hiavian’ilay mpanao ratsy, ka hahavita karazan’asa mahagaga sy famantarana ary zava-mahatalanjona manodoka olona izy,
Malagasy Bible 1865
ny fihavin'ilehiny dia araka ny fiàsan'i Satana amin'ny hery sy ny famantarana sy ny fahagagana mandainga rehetra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fiavin’ilay mpanao ratsy dia araka ny fiasan’i Satana amin’ny hery sy ny famantarana ary ny fahagagana mandainga rehetra
malagasy
ny fihavin'ilehiny dia araka ny fiàsan'i Satana amin'ny hery sy ny famantarana sy ny fahagagana mandainga rehetra