2 Thessalonians 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Farany, ry rahalahy, mivavaha ho anay mba handehanan’ny tenin’ny Tompo haingana ka hankalazaina toy izao eo aminareo izao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Farany, ry kristianina havana, mivavaha ho anay, mba handroso faingana ny tenin’Andriamanitra, ka hankalazaina toy ny atỳ aminareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Farany, ry havana, mivavaha ho anay mba hiely faingana ny tenin’ny Tompo, ka hankatoavina araka ny voninahitra tandrify azy, toy ny teo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Farany, ry rahalahy, mivavaha ho anay, mba handehanan'ny tenin'ny Tompo faingana ka hankalazaina toy ny eo aminareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Farany, ry rahalahy, mivavaha ho anay mba handehanan’ny tenin’ny Tompo haingana ka hankalazaina toy izao eo aminareo izao,
malagasy
Farany, ry rahalahy, mivavaha ho anay, mba handehanan'ny tenin'ny Tompo faingana ka hankalazaina toy ny eo aminareo,