2 Thessalonians 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fony mbola teo aminareo ihany aza izahay dia niteny hentitra taminareo hoe: Raha misy tsy mety miasa dia aoka izy tsy hihinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony mbola tany aminareo ihany izahay dia efa nandidy anareo hoe: Raha misy tsy mety miasa, dia aoka izy tsy hihinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, fony tany aminareo izahay, dia namepetra anareo hoe: «Raha misy tsy te hiasa, aoka izy tsy hihinana!»
Malagasy Bible 1865
Fa fony mbola teo aminareo ihany aza izahay, dia nandidy anareo hoe: Raha misy tsy mety miasa, dia aoka tsy hihinana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fony mbola teo aminareo ihany aza izahay dia niteny hentitra taminareo hoe: Raha misy tsy mety miasa dia aoka izy tsy hihinana.
malagasy
Fa fony mbola teo aminareo ihany aza izahay, dia nandidy anareo hoe: Raha misy tsy mety miasa, dia aoka tsy hihinana izy.