2 Thessalonians 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Renay mantsy fa misy ny sasany eo aminareo tsy mitoetra tsara ka tsy miasa akory fa mivezivezy foana miraharaha ny an’olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Renay anefa fa ny sasany aminareo dia tsy mahay miaina, sady tsy miasa fa manaonao foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no lazainay dia satria renay fa misy aminareo kamo tsy miasa fa manao zavatra tsisy antony etsy sy eroa.
Malagasy Bible 1865
Fa renay fa misy ny sasany eo aminareo tsy mitoetra tsara, ka tsy miasa akory, fa mivezivezy foana miraharaha ny an'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Renay mantsy fa misy ny sasany eo aminareo tsy mitoetra tsara ka tsy miasa akory fa mivezivezy foana miraharaha ny an’olona.
malagasy
Fa renay fa misy ny sasany eo aminareo tsy mitoetra tsara, ka tsy miasa akory, fa mivezivezy foana miraharaha ny an'olona.