2 Thessalonians 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manao toy izany no didianay sy anarinay ao amin’i Jesosy Kristy Tompo mba hiasa tsara am-pilaminana ka hihinana izay azy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandidy sy mananatra izany olona izany ao amin’i Jesoa Kristy Tompo izahay, mba hiasa amim-piadanana, ka hihinana ny azy ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olona toy izany dia feperanay sady ampirisihinay amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Tompo mba hiasa amim-pilaminana ka hihinana ny azy ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary izay manao toy izany no didianay sy anarinay ao amin'i Jesosy Kristy Tompo mba hiasa tsara amin'ny fiadanana ka hihinana izay azy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manao toy izany no didianay sy anarinay ao amin’i Jesosy Kristy Tompo mba hiasa tsara am-pilaminana ka hihinana izay azy ihany.
malagasy
Ary izay manao toy izany no didianay sy anarinay ao amin'i Jesosy Kristy Tompo mba hiasa tsara amin'ny fiadanana ka hihinana izay azy ihany.