2 Thessalonians 3:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo, ry rahalahy, dia aza ketraka amin’ny fanaovan-tsoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary aoka ianareo, ry kristianina havana, tsy ho ketraka amin’ny fanaovan-tsoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianareo kosa, ry havana, aza ketraka amin’ny fanaovan-tsoa.
Malagasy Bible 1865
Fa ianareo, ry rahalahy, aza ketraka amin'ny fanaovan-tsoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo, ry rahalahy, dia aza ketraka amin’ny fanaovan-tsoa.
malagasy
Fa ianareo, ry rahalahy, aza ketraka amin'ny fanaovan-tsoa.