2 Thessalonians 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona tsy manaiky ny teninay amin’ity epistily ity dia mariho izany olona izany ka aza mikambana aminy mba hahamenatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy tsy manaiky ny teninay amin’ity taratasy ity, dia mariho izy, ka aza mikambakambana aminy intsony mba hahamenatra azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olona tsy manaiky ny teny ataonay amin’ny alalan’izao taratasy izao, dia mariho izy ka aza ifampiraharahana mihitsy mba hahamenatra azy;
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy olona tsy manaiky ny teninay amin'ity epistily ity, mariho izany olona izany, ka aza mikambana aminy, mba hahamenatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona tsy manaiky ny teninay amin’ity epistily ity dia mariho izany olona izany ka aza mikambana aminy mba hahamenatra azy.
malagasy
Ary raha misy olona tsy manaiky ny teninay amin'ity epistily ity, mariho izany olona izany, ka aza mikambana aminy, mba hahamenatra azy.