2 Thessalonians 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa aza dia atao fahavalo izy fa anaro toy ny rahalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aza atao fahavalo anefa izy, fa anaro toy ny mpiray tam-po.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa aza raisina ho fahavalo izy fa anaro toy ny mpiray tampo.
Malagasy Bible 1865
Anefa aza dia atao fahavalo izy, fa anaro toy ny rahalahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa aza dia atao fahavalo izy fa anaro toy ny rahalahy.
malagasy
Anefa aza dia atao fahavalo izy, fa anaro toy ny rahalahy.