2 Thessalonians 3:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ity no veloma ataon’ny tanako, izaho Paoly. Izao no famantarana eo amin’ny epistily rehetra; izao no soratro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ity no veloma soratan’ny tanako, izaho Paoly. Toy izao no soratro, ka ataovy famantarana ny taratasiko rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Soratanako ireto teny ireo: veloma, hoy i Paoly. Io no sonia famantarana ny taratasiko rehetra; izao no soratro.
Malagasy Bible 1865
Ity no veloma ataon'ny tanako, izaho Paoly; izao no famantarana eo amin'ny epistily rehetra; izao no soratro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ity no veloma ataon’ny tanako, izaho Paoly. Izao no famantarana eo amin’ny epistily rehetra; izao no soratro.
malagasy
Ity no veloma ataon'ny tanako, izaho Paoly; izao no famantarana eo amin'ny epistily rehetra; izao no soratro.Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.