2 Thessalonians 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ao aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homba anareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika!
Malagasy Bible 1865
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy* Tompontsika.
malagasy
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika.