2 Thessalonians 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izahay dia matoky anareo ao amin’ny Tompo, fa izay zavatra ampanaovinay dia efa ataonareo sady mbola hataonareo ihany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matoky anareo ao amin’ny Tompo izahay, fa sady manao no mbola hanao ny zavatra nandidianay ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary omen’ny Tompo fitokiana izahay ny momba anareo, ka azonay antoka fa ny zavatra ameperanay anareo dia efa ataonareo sady mbola hataonareo hatrany.
Malagasy Bible 1865
Fa izahay matoky anareo ao amin'ny Tompo, fa izay zavatra andidianay dia efa ataonareo sady mbola hataonareo ihany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izahay dia matoky anareo ao amin’ny Tompo, fa izay zavatra ampanaovinay dia efa ataonareo sady mbola hataonareo ihany koa.
malagasy
Fa izahay matoky anareo ao amin'ny Tompo, fa izay zavatra andidianay dia efa ataonareo sady mbola hataonareo ihany koa.