2 Thessalonians 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Tompo anie hampitodika ny fonareo ho amin’ny fitiavana an’Andriamanitra sy ho amin’ny faharetan’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary enga anie ny Tompo ka hitari-dalana ny fonareo ho amin’ny fitiavana an’Andriamanitra sy ny faharetan’i Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo anie hitarika ny fonareo hahatsapa ny fitiavan’Andriamanitra anareo sy hanam-paharetana miandry ny fiavian’i Kristy!
Malagasy Bible 1865
Ary ny Tompo anie hanitsy lalana ny fonareo ho amin'ny fitiavana an'Andriamanitra sy ho amin'ny faharetan'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Tompo anie hampitodika ny fonareo ho amin’ny fitiavana an’Andriamanitra sy ho amin’ny faharetan’i Kristy*.
malagasy
Ary ny Tompo anie hanitsy lalana ny fonareo ho amin'ny fitiavana an'Andriamanitra sy ho amin'ny faharetan'i Kristy.