2 Thessalonians 3:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianareo no mahalala izay tokony hianaranareo aminay; fa nitoetra tsara teo aminareo izahay
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa fantatrareo izay tokony hataonareo mba hakàn-tahaka anay, fa tsy mba nanao izay tsy marina teo aminareo izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, fantatrareo izay tokony hataonareo hanahafanareo anay. Tsy olona kamo izahay, fony tatỳ aminareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny tenanareo mahalala izay tokony hianaranareo anay; fa nitoetra tsara teo aminareo izahay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianareo no mahalala izay tokony hianaranareo aminay; fa nitoetra tsara teo aminareo izahay
malagasy
Fa ny tenanareo mahalala izay tokony hianaranareo anay; fa nitoetra tsara teo aminareo izahay,