2 Thessalonians 3:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy nihinana foana izay hanin’olona fa niasa andro aman’alina tamin’ny fikelezan’aina sy ny fisasarana mba tsy hahavaky tratra na dia ny iray aminareo akory aza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba nihina-mofon’olona maimaim-poana izahay, fa niasa andro aman’alina, ka sasatra sy trotraka erỳ, mba tsy hahavaky tratra na dia ny iray akory taminareo aza;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nihinana ny sakafon’olona maimaimpoana izahay, fa nikely aina sy nisasatra niasa andro aman’alina mba tsy hanahirana na dia iray aminareo aza.
Malagasy Bible 1865
ary tsy nihinana foana izay hanin'olona, fa niasa andro aman'alina tamin'ny fikelezan'aina sy ny fisasarana mba tsy hahavaky tratra na dia iray akory aminareo aza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy nihinana foana izay hanin’olona fa niasa andro aman’alina tamin’ny fikelezan’aina sy ny fisasarana mba tsy hahavaky tratra na dia ny iray aminareo akory aza;
malagasy
ary tsy nihinana foana izay hanin'olona, fa niasa andro aman'alina tamin'ny fikelezan'aina sy ny fisasarana mba tsy hahavaky tratra na dia iray akory aminareo aza;