2 Thessalonians 3:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tsy hoe tsy manana zo anefa izahay fa ny mba hanoloranay ny tenanay ho fianarana ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy noho izahay tsy manam-pahefana anefa, fa noho izahay te hanolo-tena ho fakan-tahaka ho anareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nataonay, dia tsy hoe tsy manan-jo handray fanampiana avy aminareo izahay, fa mba hanomezanay ohatra hotahafinareo.
Malagasy Bible 1865
tsy noho ny tsy anananay fahefana anefa, fa mba hatolotray aminareo ho fianaranareo ny tenanay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tsy hoe tsy manana zo anefa izahay fa ny mba hanoloranay ny tenanay ho fianarana ho anareo.
malagasy
tsy noho ny tsy anananay fahefana anefa, fa mba hatolotray aminareo ho fianaranareo ny tenanay.