2 Timothy 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naharihary izany ankehitriny tamin’ny nisehoan’i Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika, izay nahafoana ny herin’ny fahafatesana, koa ny Filazantsara no nampisehoany mazava ny fiainana sy ny tsy fahalovana mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy naharihary ankehitriny, tamin’ny nisehoan’i Jesoa Kristy Mpamonjy antsika, Ilay nanafoana ny fahafatesana, sy nanambara ny fiainana aman-tsy fahalòvana tamin’ny Evanjely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa naharihariny antsika ankehitriny tamin’ny nisehoan’ilay Mpamonjy antsika, dia i Kristy Jesoa Izay nanafoana ny herin’ny fahafatesana sy nanambara mazava ny fiainana sy ny tsy fahalòvana tamin’ny alalan’ny Vaovao Mahafaly.
Malagasy Bible 1865
fa naharihary ankehitriny tamin'ny nisehoan'i Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika, Izay nahafoana ny herin'ny fahafatesana, ka ny filazantsara no nampisehoany mazava ny fiainana sy ny tsi-fahalòvana mandrakizay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naharihary izany ankehitriny tamin’ny nisehoan’i Kristy Jesosy, Mpamonjy antsika, izay nahafoana ny herin’ny fahafatesana, koa ny Filazantsara no nampisehoany mazava ny fiainana sy ny tsy fahalovana mandrakizay.
malagasy