2 Timothy 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’io Filazantsara io no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly ary mpampianatra ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany Evanjely izany no nanendrena ahy ho mpitory sy Apôstôly ary mpampianatra ny Jentily;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny hitory izany Vaovao Mahafaly izany no nanendren’Andriamanitra ahy ho apôstôly sy ho mpampianatra;
Malagasy Bible 1865
ny amin'io filazantsara io no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly ary mpampianatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’io Filazantsara io no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly ary mpampianatra ny Jentilisa*.
malagasy
ny amin'io filazantsara io no nanendrena ahy ho mpitory sy Apostoly ary mpampianatra. [ Na: [mpampianatra ny jentilisa]