2 Timothy 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, koa tsy menatra aho satria fantatro Izy izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolony ahy mandra-piavin’izay andro izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izany ihany koa no iaretako izao fijaliana ankehitriny izao; tsy menatra amin’izany anefa aho, fa fantatro Izay ninoako, ary matoky aho fa Izy no hahatahiry izay napetraka tamiko mandra-piavin’izay andro izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary izany koa no antony iaretako izao fijaliana izao. Kanefa tsy mahakivy ahy izany, satria fantatro Ilay nametrahako ny fitokiako ary azoko antoka fa Izy dia mahatahiry ilay raki-tsoa nankininy tamiko mandra-piavin’ny andro fitsarana.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolotro Azy mandra-pihavin'izay andro izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, koa tsy menatra aho satria fantatro Izy izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolony ahy mandra-piavin’izay andro izay.
malagasy
Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolotro Azy mandra-pihavin'izay andro izay. [ Na: ilay zavatra natolony ahy]