2 Timothy 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tano amin’ny finoana sy ny fitiavana ao amin’i Kristy Jesosy ny mariky ny teny tsy misy kilema izay efa renao tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tano amin’ny finoana sy ny fitiavana ao amin’i Kristy Jesoa ny mariky ny fampianarana marina renao tamiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo teny efa renao tamiko no ataovy fenitra ho anao, ka tano mafy amin’ny finoana sy ny fitiavana ananantsika tafaray amin’i Kristy Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Tano amin'ny finoana ny ny fitiavana ao amin'i Kristy Jesosy ny mariky ny teny tsy misy kilema, izay efa renao tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tano amin’ny finoana sy ny fitiavana ao amin’i Kristy Jesosy ny mariky ny teny tsy misy kilema izay efa renao tamiko.
malagasy
Tano amin'ny finoana ny ny fitiavana ao amin'i Kristy Jesosy ny mariky ny teny tsy misy kilema, izay efa renao tamiko.