2 Timothy 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ilay zavatra tsara natolotra anao dia tahirizo amin’ny fampaherezan’ny Fanahy Masina izay mitoetra ao anatintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary aoka ny Fanahy Masina, izay mitoetra ao amintsika, no hoentinao mitahiry ny zavatra tsara napetraka taminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fanahy Masina Izay mitoetra ao anatintsika no itahirizo ilay raki-tsoa nankinina taminao.
Malagasy Bible 1865
Ilay zavatra tsara natolotra anao dia tehirizo amin'ny fampaherezan'ny Fanahy Masina, Izay mitoetra ao anatintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ilay zavatra tsara natolotra anao dia tahirizo amin’ny fampaherezan’ny Fanahy Masina izay mitoetra ao anatintsika.
malagasy
Ilay zavatra tsara natolotra anao dia tehirizo amin'ny fampaherezan'ny Fanahy Masina, Izay mitoetra ao anatintsika.