2 Timothy 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatrao fa efa nahafoy ahy izay rehetra any Azia; isan’ireny i Figelo sy i Hermogena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatrao fa efa nandao ahy ry zareo rehetra any Asia, isan’ireny i Figèlo sy i Hermôgena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrao fa efa nandao ahy ry zareo rehetra any Azia, ka isan’ireny ry i Figelo sy i Hermozena.
Malagasy Bible 1865
Fantatrao fa efa nahafoy ahy izay rehetra any Asia; isan'ireny Fygelo sy Hermogena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatrao fa efa nahafoy ahy izay rehetra any Azia; isan’ireny i Figelo sy i Hermogena.
malagasy
Fantatrao fa efa nahafoy ahy izay rehetra any Asia; isan'ireny Fygelo sy Hermogena.