2 Timothy 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Homen’ny Tompo famindrampo anie ny ankohonan’i Onesiforosy satria namelombelona ny fanahiko matetika sady tsy nahamenatra azy ny gadrako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa homen’ny Tompo famindram-po kosa anie, ry i Onesifôro mianakavy, satria mazàna no namelom-bolo ahy izy, sady tsy menatra ny gadrako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Tompo anie hamindra fo amin’ny ankohonan’i Ônesifôro fa namelombelona ny fanahiko matetika izy sady tsy nahamenatra azy ny figadràko!
Malagasy Bible 1865
Homen'ny Tompo famindram-po anie ny ankohonan'i Onesiforosy; satria namelombelona ny fanahiko matetika izy, fa tsy menatra ny gadrako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Homen’ny Tompo famindrampo anie ny ankohonan’i Onesiforosy satria namelombelona ny fanahiko matetika sady tsy nahamenatra azy ny gadrako;
malagasy
Homen'ny Tompo famindram-po anie ny ankohonan'i Onesiforosy; satria namelombelona ny fanahiko matetika izy, fa tsy menatra ny gadrako;