2 Timothy 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa raha tatỳ Roma izy dia nitady ahy fatratra ka hitany aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa vao mainka koa nitady ahy fatratra aza izy tany Rôma ka nahita ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nony tonga teto Rôma i Ônesifôro, dia nazoto nitady ahy; ka tsy navelany aho, raha tsy hitany.
Malagasy Bible 1865
fa raha tany Roma izy, dia nitady ahy fatratra ka nahita
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa raha tatỳ Roma izy dia nitady ahy fatratra ka hitany aho.
malagasy
fa raha tany Roma izy, dia nitady ahy fatratra ka nahita(ny Tompo anie hampahita azy famindram-po amin'ny Tompo amin'izay andro izay); ary ny hafatratry ny nanompoany ahy tany Efesosy dia fantatrao tsara.