2 Timothy 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Tompo anie hampahita azy famindrampo avy amin’ny Tompo amin’izay andro izay. Ary fantatrao tsara fa be dia be ny fanompoana nataony tamiko tany Efesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny Tompo anie hampahita azy famindram-po amin’ny Tompo amin’izay andro izay, ary ianao no mahalala indrindra ny fanompoana rehetra nataony tamiko tany Efezy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba hataon’ny Tompo hahita ny famindrampony anie izy amin’ny andro fitsarana! Fantatrao tsara dia tsara koa ny fikarakarana rehetra nataony tamiko tao Efeso.
Malagasy Bible 1865
(ny Tompo anie hampahita azy famindram-po amin'ny Tompo amin'izay andro izay); ary ny hafatratry ny nanompoany ahy tany Efesosy dia fantatrao tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Tompo anie hampahita azy famindrampo avy amin’ny Tompo amin’izay andro izay. Ary fantatrao tsara fa be dia be ny fanompoana nataony tamiko tany Efesosy.
malagasy
(ny Tompo anie hampahita azy famindram-po amin'ny Tompo amin'izay andro izay); ary ny hafatratry ny nanompoany ahy tany Efesosy dia fantatrao tsara.