2 Timothy 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
no mamangy an’i Timoty, zanako malala: Ho aminao anie ny fahasoavana sy ny famindrampo ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mamangy an’i Timote, zanako malala: ho ao aminao anie ny fahasoavana sy ny famindram-po amam-piadanana, avy amin’Andriamanitra Ray sy i Kristy Jesoa Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mamangy anao aho, ry Timôty zanako malala. Ho aminao anie ny fahasoavana sy ny famindrampo ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy i Kristy Jesoa Tompontsika!
Malagasy Bible 1865
mamangy an'i Timoty, zanako malala: ho aminao anie ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
no mamangy an’i Timoty, zanako malala: Ho aminao anie ny fahasoavana sy ny famindrampo ary ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika!
malagasy
mamangy an'i Timoty, zanako malala: ho aminao anie ny fahasoavana sy ny famindram-po ary ny fiadanana avy amin'Andriamanitra Ray sy Kristy Jesosy Tompontsika.