2 Timothy 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaotra an’Andriamanitra izay tompoiko araka ny nataon’ny razako amin’ny fieritreretana madio aho; fa tsy manam-pitsaharana ny fahatsiarovako anao amin’ny fivavahako andro aman’alina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misaotra an’Andriamanitra Izay tompoiko amin’ny saina madio aho, araka ny nataon’ny razako; ary tsy mitsahatra ny mahatsiaro anao andro aman’alina amin’ny fivavahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velom-pisaorana an’Andriamanitra aho, dia Andriamanitra Izay tompoiko amin’ny fieritreretana mahitsy toy ny nataon’ireo razako. Velom-pisaorana Azy aho rehefa mahatsiaro anao tsy tapaka amin’ny fivavahana ataoko andro aman’alina.
Malagasy Bible 1865
Misaotra an'Andriamanitra aho, Izay tompoiko araka ny nataon'ny razako amin'ny fieritreretana madio, fa tsy manam-pitsaharana akory ny fahatsiarovako anao amin'ny fivavahako andro aman'alina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaotra an’Andriamanitra izay tompoiko araka ny nataon’ny razako amin’ny fieritreretana madio aho; fa tsy manam-pitsaharana ny fahatsiarovako anao amin’ny fivavahako andro aman’alina;
malagasy
Misaotra an'Andriamanitra aho, Izay tompoiko araka ny nataon'ny razako amin'ny fieritreretana madio, fa tsy manam-pitsaharana akory ny fahatsiarovako anao amin'ny fivavahako andro aman'alina;