2 Timothy 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary maniry hahita anao aho mba ho feno ny fifaliako satria tsaroako ny ranomasonao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsaroako izany ranomasonao, ka maniry hahita anao aho mba ho feno fifaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsaroako ny ranomasonao, ka tsy andriko mihitsy ny hahitako anao mba ho safononoka ny hafaliako.
Malagasy Bible 1865
ary maniry hahita anao aho (satria tsaroako ny ranomasonao), mba ho feno fifaliana aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary maniry hahita anao aho mba ho feno ny fifaliako satria tsaroako ny ranomasonao;
malagasy
ary maniry hahita anao aho (satria tsaroako ny ranomasonao), mba ho feno fifaliana aho [ Na: fa andro aman'alina dia maniry hahita anao aho];