2 Timothy 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nisy nahatsiarovako ny finoana tsy mihatsaravelatsihy izay ao anatinao, izay nitoetra taloha tao amin’i Loisa renibenao sy i Eonika reninao, ary matoky aho fa ao aminao koa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsaroako koa ny finoana tsy misy famahony ao anatinao, izay nitoetra tao amin’i Loisa renibenao taloha, dia tao amin’i Eônisa reninao indray, ary matoky marina aho fa ao aminao koa izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsahiviko ny finoana tsy mihatsaravelatsihy izay ao anatinao, dia ilay finoana efa nananan’i Lôisa renibenao sy i Eonika reninao talohanao. Azoko antoka fa anananao koa izany.
Malagasy Bible 1865
fa nisy nahatsiarovako ny finoana tsy mihatsaravelatsihy izay ao anatinao, izay nitoetra taloha tao anatin'i Loisa renibenao sy Eonika reninao, ary matoky aho fa ao anatinao koa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nisy nahatsiarovako ny finoana tsy mihatsaravelatsihy izay ao anatinao, izay nitoetra taloha tao amin’i Loisa renibenao sy i Eonika reninao, ary matoky aho fa ao aminao koa izany.
malagasy
fa nisy nahatsiarovako ny finoana tsy mihatsaravelatsihy izay ao anatinao, izay nitoetra taloha tao anatin'i Loisa renibenao sy Eonika reninao, ary matoky aho fa ao anatinao koa izany.