2 Timothy 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia mampahatsiaro anao aho mba hamelomanao ny fanomezam-pahasoavana avy amin’Andriamanitra, izay ao anatinao tamin’ny nametrahako ny tanako taminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, mananatra anao aho mba hamelombelona indray ny fanomezam-pahasoavan’Andriamanitra ao anatinao, izay noraisinao tamin’ny fametrahako tanana taminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no ampahatsiarovako ny hamelombelomanao indray ilay fanomezam-pahasoavana narotsak’Andriamanitra tao anatinao, fony aho nametra-tanana taminao.
Malagasy Bible 1865
Ary noho izany dia mampahatsiaro anao aho mba hamelomanao ny fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra, izay ao anatinao tamin'ny fametrahako ny tanako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia mampahatsiaro anao aho mba hamelomanao ny fanomezam-pahasoavana avy amin’Andriamanitra, izay ao anatinao tamin’ny nametrahako ny tanako taminao.
malagasy
[Famporisihana an'i Timoty mba hamelona tsara ny fanomezam-pahasoavana azony avy tamin'Andriamanitra. ] Ary noho izany dia mampahatsiaro anao aho mba hamelomanao ny fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra, izay ao anatinao tamin'ny fametrahako ny tanako.