2 Timothy 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin’ny fiantsoana masina, tsy araka ny asantsika fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany izay nomena antsika tao amin’i Kristy Jesosy hatry ny fony fahagola.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin’ny fiantsoana masina, tsy noho ny asantsika, fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany izay nomeny antsika tao amin’i Kristy Jesoa, talohan’ny taona rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra no namonjy antsika sy niantso antsika ho vahoakany, tsy noho ny asa vitantsika fa noho ny fandaharan’ny tenany ihany ary noho ny fahasoavany. Efa nomeny antsika tao amin’i Kristy Jesoa izany fahasoavana izany, fony tsy mbola nisy ary akory izao rehetra izao;
Malagasy Bible 1865
Izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin'ny fiantsoana masina, tsy araka ny asantsika, fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany izay nomena antsika tao amin'i Kristy Jesosy hatry ny fony fahagola;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin’ny fiantsoana masina, tsy araka ny asantsika fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany izay nomena antsika tao amin’i Kristy* Jesosy hatry ny fony fahagola.
malagasy
Izay namonjy antsika sy niantso antsika tamin'ny fiantsoana masina, tsy araka ny asantsika, fa araka ny fikasany sy ny fahasoavany izay nomena antsika tao amin'i Kristy Jesosy hatry ny fony fahagola;