2 Timothy 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin’ny olom-boafidy mba hahazoan’ireny koa famonjena, dia ilay ao amin’i Kristy Jesosy, mbamin’ny voninahitra mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany dia miaritra ny zavatra rehetra aho, noho ny amin’ny olom-pinidy, mba hahazoan’izy ireo koa ny famonjena izay ao amin’i Kristy Jesoa, mbamin’ny voninahitra mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no iaretako ny mafy rehetra ho fanasoavana ireo olomboafidin’Andriamanitra, mba hahazoan’ireo koa famonjena, dia ilay ao amin’i Kristy Jesoa, mbamin’ny voninahitra maharitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin'ny olom-boafidy, mba hahazoan'ireny koa famonjena. dia izay ao amin'i Kristy Jesosy. mbamin'ny voninahitra mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin’ny olom-boafidy mba hahazoan’ireny koa famonjena, dia ilay ao amin’i Kristy Jesosy, mbamin’ny voninahitra mandrakizay.
malagasy
Izany no iaretako ny zavatra rehetra noho ny amin'ny olom-boafidy, mba hahazoan'ireny koa famonjena. dia izay ao amin'i Kristy Jesosy. mbamin'ny voninahitra mandrakizay.