2 Timothy 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty Aminy isika dia hiara-belona Aminy koa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teny mahatoky tokoa izao: raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azo antoka izao teny izao: «Raha niara-maty tamin’i Kristy isika, dia hiara-belona aminy koa;
Malagasy Bible 1865
Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty Aminy isika dia hiara-belona Aminy koa;
malagasy
Mahatoky izao teny izao: Fa raha miara-maty aminy isika, dia hiara-belona aminy koa;