2 Timothy 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
raha miaritra isika dia hiara-manjaka Aminy; raha mandà Azy isika dia handa antsika kosa Izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha miaritra isika, dia hiara-manjaka aminy; raha mandà Azy isika, dia Izy koa handà antsika;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha miaritra ny mafy isika, dia hiara-manjaka aminy koa; fa raha lavintsika Izy, dia mba holaviny koa isika;
Malagasy Bible 1865
raha miaritra isika, dia hiara-manjaka aminy; raha mandà Azy isika, Izy kosa handà antsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
raha miaritra isika dia hiara-manjaka Aminy; raha mandà Azy isika dia handa antsika kosa Izy;
malagasy
raha miaritra isika, dia hiara-manjaka aminy; raha mandà Azy isika, Izy kosa handà antsika;