2 Timothy 2:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa na dia tsy mahatoky Azy aza isika dia mbola mahatoky ihany Izy satria tsy afaka handa ny tenany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha mivadika isika, Izy tsy mivadika na oviana na oviana, fa tsy mahazo mandà ny Tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha mivadika aminy isika, Izy dia mahatoky hatrany satria tsy afa-mandà ny tenany.»
Malagasy Bible 1865
fa na dia tsy matoky Azy aza isika, dia mbola mahatoky ihany Izy, fa tsy mahazo mandà ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa na dia tsy mahatoky Azy aza isika dia mbola mahatoky ihany Izy satria tsy afaka handa ny tenany Izy.
malagasy
fa na dia tsy matoky Azy aza isika, dia mbola mahatoky ihany Izy, fa tsy mahazo mandà ny tenany.