2 Timothy 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona; koa anaro mafy eo anatrehan’ny Tompo izy mba tsy hampiady teny satria tsy mahasoa akory izany fa mamadika ny mpihaino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampahatsiarovy ny olona izany, ary anaro eo anatrehan’Andriamanitra izy mba tsy hiady teny foana, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamohehatra ny mpihaino aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan’Andriamanitra izy mba tsy hiady teny; satria tsy mahasoa izany, fa mamohehatra ny mpihaino aza.
Malagasy Bible 1865
Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamadika ny mpihaino,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona; koa anaro mafy eo anatrehan’ny Tompo izy mba tsy hampiady teny satria tsy mahasoa akory izany fa mamadika ny mpihaino.
malagasy
[Ny mety hataon'i Timoty noho ny fisian'ny mpampianatra sandoka] Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamadika ny mpihaino,