2 Timothy 2:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny teniny dia hikiky tahaka ny homamiadana; isan’ireny i Himeneo sy i Fileto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mihinana toy ny fery mihady ny tenany; amin’ireny i Himeneo sy i Fileto,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny fampianaran-dry zareo dia toy ny vay homamiadana mandany ny nofo. Isan’ireny ry i Himeneo sy i Fileto:
Malagasy Bible 1865
ary ny teniny dia handany tahaka ny aretina mihady; isan ireny Hymeneo sy Fileto,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny teniny dia hikiky tahaka ny homamiadana; isan’ireny i Himeneo sy i Fileto.
malagasy
ary ny teniny dia handany tahaka ny aretina mihady; isan ireny Hymeneo sy Fileto, [ Gr. gangrena]