2 Timothy 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nania tamin’ny marina ireny ka milaza fa efa lasa sahady ny fitsanganan’ny maty, dia mandrava ny finoan’ny sasany izy amin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nania tamin’ny marina, ka milaza fa efa vita sahady ny fitsanganan’ny maty, ary mandrava ny finoan’ny sasany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
efa nivaona niala tamin’ny fampianarana marim-pototra izy roa lahy sady manimba ny finoan’ny sasany, raha milaza fa zavatra efa tanteraka sahady ny fitsanganantsika ho velona.
Malagasy Bible 1865
izay nania tamin'ny marina ka milaza fa efa lasa sahady ny fitsanganan'ny maty, dia mamadika ny finoan'ny sasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nania tamin’ny marina ireny ka milaza fa efa lasa sahady ny fitsanganan’ny maty, dia mandrava ny finoan’ny sasany izy amin’izany.
malagasy
izay nania tamin'ny marina ka milaza fa efa lasa sahady ny fitsanganan'ny maty, dia mamadika ny finoan'ny sasany.