2 Timothy 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ao amin’ny trano lehibe iray, tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao, fa fanaka hazo sy tany koa, ny sasany dia homem-boninahitra ary ny sasany dia halam-baraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao amin’ny trano be soa, fa fanaka hazo sy tany koa, ka ny sasany hajaina, fa ny sasany kosa atao tsinontsinona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao anaty lapa soa anankiray fa misy fanaka hazo sy tanimanga koa; iretsy voalohany dia fanaka mihaja fa ireto faharoa kosa dia fanaka tsotsotra.
Malagasy Bible 1865
Fa ao an-trano lehibe, tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao, fa fanaka hazo sy tany koa, ny sasany homem-boninahitra, ary ny sasany halam-baraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ao amin’ny trano lehibe iray, tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao, fa fanaka hazo sy tany koa, ny sasany dia homem-boninahitra ary ny sasany dia halam-baraka.
malagasy
Fa ao an-trano lehibe, tsy dia fanaka volamena sy volafotsy ihany no ao, fa fanaka hazo sy tany koa, ny sasany homem-boninahitra, ary ny sasany halam-baraka.