2 Timothy 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin’ireny dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an’ny Tompo, voavoatra ho amin’ny asa tsara rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izay nandio ny tenany ho afaka amin’ireny zavatra ratsy ireny, dia ho fanaka mihaja, voahasina, mahasoa ho an’ny tompony ary voaomana amin’ny asa soa rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay olona miezaka hadio fo ka miala amin’ireo haratsiana ireo dia ho tahaka ny fanaka mihaja, satria voatokana ho an’ny Tompo izy sady misy ampiasany azy ary voavoatra hanao asa soa isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin'ireny, dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an'ny Tompo, voavoatra ho amin'ny asa tsara rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin’ireny dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an’ny Tompo, voavoatra ho amin’ny asa tsara rehetra.
malagasy
Koa raha misy olona manadio ny tenany ho afaka amin'ireny, dia ho fanaka homem-boninahitra izy, efa nohamasinina ka mahasoa ho an'ny Tompo, voavoatra ho amin'ny asa tsara rehetra.