2 Timothy 2:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony satria fantatrao fa mahatonga ady izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ialao ny ady hevitra adaladala sy tsy misy antony, satria fantatrao ihany fa mahatonga fifandirana ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza miraharaha izay fanontaniana adaladala sy tsy misy heviny, satria fantatrao fa mahatonga ady izany;
Malagasy Bible 1865
Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatrao fa mahatonga ady izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony satria fantatrao fa mahatonga ady izany.
malagasy
Fa mandava ny fanontaniana adaladala tsy misy antony, satria fantatrao fa mahatonga ady izany.